Speak Malagasy
Hello, How are you, Good morning/afternoon/evening: Manahoana
Hello, How are you, Good morning/afternoon/evening: Manakory
Hello, How are you, Good morning/afternoon/evening: Akory
Fine, thank you.: Tsara fa misaotra
Welcome!: Tonga soa!
Good-bye: Veloma
Have a safe journey: Soava dia!
See you!: Mandra-pihaona!
Please: Azafady
Thank you: Misaotra
You're welcome: Tsy misy fisaorana
Excuse me: Azafady kely e!
Help: Vonjeo
Could you help me please?: Afaka manampy ahy ve ianao
Do you speak English?: Miteny anglisy ve ianao ?
Do you speak Malagasy?: Miteny gasy ve ianao ?
I do not speak Malagasy: Tsy mahay miteny gasy aho
I do not speak English: Tsy mahay miteny anglisy aho
I understand a little: Mahazo kely aho
Nice to meet you: Faly mahalala anao
Yes: Eny
No: Tsia
I am sorry: Miala tsiny aho
My name is [NAME]: {NAME] no anarako
What is your name?: Iza no anaranao
Polite form of address. Finish greetings with: tompoko
my/your family: ny fianahaviako/ny fianahavianao
my/your friend: ny namako/ny namanao
my/your husband/wife: ny vadiko/ny vadinao
my/your children: ny zanako/ny zanakao
my/your daughter: ny zanako vavy/ny zanakao vavy
my/your son: ny zanako lahy/ny zanakao lahy
my/your father: ny raiko/ny rainao
my/your mother: ny reniko/ny reninao
my/your parents: ny ray aman-dreniko/ny ray aman-dreninao
my/your grandparents: ny raibe sy renibeko/ny raibe sy renibenao
my/your brother (brother of a man): ny rahalahiko/ny rahalahinao
my/your brother (brother of a woman): ny anadahiko/ny anadahinao
my/your sister (sister of a man): ny rahavaviko/ny rahavavinao
my/your sister (sister of a woman): ny anabaviko/ny anabavinao
my/your cousin (male): ny cousin-ako/ny cousin-anao
my/your cousin (female): ny cousine-ako/ny cousine-anao
What is your occupation?: Inona no asanao?
I am a [JOB]: [JOB] aho
business person: mpanao afera
doctor: dokotera
journalist: mpanao gazety
scientist: mpikaroka
student: mpianatra
teacher: mpampianatra
How old are you?: Firy taona ianao?
I am [AGE] years old.: [AGE] taona aho
Where are you from?: Avy aiza ianao?
Where do you live?: Aiza ianao no mipetraka?
I am from [PLACE]: Avy any [PLACE] aho
I live in [PLACE]: Any [PLACE] aho no mipetraka
Australia: Aostralia
England: Angletera
France: Frantsa
Germany: Alemaina
the United States: Amerika
Are you married?: Manambady ve ianao?
I am [STATUS]: [STATUS] aho
single: tsy mbola manambady
married: manambady
divorced: nisaraka
I have children/child: Manan-janaka aho
Happy birthday: Bon anniversaire
Congratulations!: Arahabaina!
If You want to learn to speak Malagasy do not hesitate to contact us
Email :
infoconsulate@infodoor.co.za